|
- Tarika Sammy Hendry 歌词
- Tarika Sammy
- Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba
Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa 'zay misaraka dia fasika F'izay mitambatra dia vato Ny hazo tokana anie tsy mba ala Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao Ny entan-jaray mora zaka Ny firaisan-kina ihany no hery Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka Ny maty aza te ho maro Ary ny be ihany no basy [00:50.80][01:26.23] 'ray donak'afo hono iray dinidinika Valala iray aza hono hifanapahana 'zay iray vatsy iray aina Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko
|
|
|